Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 22:10 - Baiboly Katolika

10 nisainareo ny trano ao Jerosalema ary noravanareo ny trano hamboarana ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 isainareo ny trano any Jerosalema, ary ravanareo ny trano mba hanamafisanareo ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Isainareo ny trano any Jerosalema, Ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny mànda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Isainareo ny trano any Jerosalema, ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 isainareo ny trano any Jerosalema, ary ravanareo ny trano mba hanamafisanareo ny manda.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 22:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Namboariny ny trano mimanda ho afa-manohana, dia nanisy mpanapaka sy trano fitahirizan-kanina aman-diloilo sy divay tao aminy izy.


Nanao fitahirizan-drano eo anelanelan’ny manda roa ianareo, halehan’ny rano avy amin’ny kamory tranainy. Kanefa Ilay nanao izany tsy nojerenao akory, Ilay nanomana izany hatry ny ela tsy hitanareo akory.


ary ny banga amin’ny tanànan’i Davida, hitanareo fa betsaka. Novorinareo ny rano amin’ny kamory ambany,


Dia hoy i Iaveh tamin’i Izaia: «Mivoaha ianao sy i Seara-Jasoba zanakao, hitsena an’i Akaza eo amin’ny faran’ny lakan-dranon’ny kamory ambony. amin’ny lalan’ny sahan’ny mpamotsy lamba;


Fa izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny amin’ireo trano eto amin’ity tanàna ity, mbamin’ireo tranon’ny mpanjakan’i Jodà izay nazera hanatrehana ny milina fiadiana sy ny sabatra;


Mba hahareraka ny fo, sy hahamaro ny hovonoina, dia ny vavahady rehetra no nametrahako ny sabatra mamono. Indro, voavoatra izy, mba handefa tselatra, voaasa izy, mba handringanana!


Nandao ny Vatolampy izay niteraka anao ianao ary nanadino ny Andriamanitra izay nanao anao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra