Isaia 21:1 - DIEM PROTESTANTA1 Hafatra momba ny taniefitra amoron-dranomasina. Tahaka ny tadio mamakivaky an’i Negeba no fiavin’ny fahavalo avy any an-taniefitra, avy any amin’ny tany anankiray mahatahotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ny amin’ny loza hanjo ny tany efitra amoron’ny ranomasina. Tahaka ny firimorimon’ny tadio any Negeva no fiaviny avy any an-tany efitra, avy any amin’ny tany mahatahotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Hafatra momba ny taniefitra amoron-dranomasina. Tahaka ny tadio mamakivaky an’i Negeba no fiavin’ny fahavalo avy any an-taniefitra, avy any amin’ny tany anankiray mahatahotra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Faminaniana ny amin’ny efitry ny ranomasina. Tahaka ny firimorimon’ny tadio mihazo any amin’ny atsimo, avy any an’efitra izany, amin’ny tany mahatahotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 FAMINANIANA ny amin’ny loza hanjo ny Efitra Ranobe. Tahaka ny firimorimon’ny tadio any atsimo No fihaviny avy any an-efitra, dia avy any amin’ny tany mahatahotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Faminaniana ny amin'ny loza hanjo ny Efitra Ranobe. Tahaka ny firimorimon'ny tadio any atsimo no fihaviny avy any an-efitra, dia avy any amin'ny tany mahatahotra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ny amin’ny loza hanjo ny tany efitra amoron’ny ranomasina. Tahaka ny firimorimon’ny tadio any Negeva no fiaviny avy any an-tany efitra, avy any amin’ny tany mahatahotra. Jereo ny toko |
Nokapain’ireo vahiny faran’izay masiaka amin’ireo firenena izy, dia nilaozany. Teny an-tendrombohitra sy teny an-dohasaha rehetra no nianjeran’ny sampany; ary teny amin’ny lalan-driaka rehetra amin’ny tany no nahatapatapaka ny rantsany. Ka ny sarambabembahoaka rehetra izay nipetraka teo ambany alokalony dia voatery niala sy nandositra.
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.