Isaia 13:3 - DIEM PROTESTANTA3 Izaho mihitsy no mibaiko ireo voatokana ho Ahy Izaho koa no niantso ireo mpiady mahery, dia ireo faly handresy ho voninahitro mba hanehoana ny fahatezerako.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Efa nandidy ireo nohamasiniko Aho sady niantso ny lehilahy mahery fo; dia ireo mibitaka sy mirehareha mba hahatanteraka ny fahatezerako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Izaho mihitsy no mibaiko ireo voatokana ho Ahy Izaho koa no niantso ireo mpiady mahery, dia ireo faly handresy ho voninahitro mba hanehoana ny fahatezerako.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Izaho kosa efa nanome didy an’ireo natokako, ary efa niantso ireo lehilahy maheriko hoentiko hahafa-po ahy amin’ny hatezerako, izay miarahaba ny fiandrianako, amin’ny hobin-kafaliana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Izaho efa nandidy ny nohamasiniko, Eny, efa niantso ny lehilahy maheriko Aho, Dia ireo mibitaka amim-pireharehana, Hahatanteraka ny fahatezerako. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Izaho efa nandidy ny nohamasiniko, eny, efa niantso ny lehilahy maheriko aho, dia ireo mibitaka amim-pireharehana, hahatanteraka ny fahatezerako. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Efa nandidy ireo nohamasiniko Aho sady niantso ny lehilahy mahery fo; dia ireo mibitaka sy mirehareha mba hahatanteraka ny fahatezerako. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.