Isaia 13:4 - DIEM PROTESTANTA4 Henoy izany horakoraka any an-tendrombohitra fa toy ny feon’ny vahoaka marobe. Henoy izany fitabatabana ataon’ny fanjakana sy firenena maro tafavory: ny TOMPOn’izao rehetra izao no misafo ny andian-tafika hiady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Injany ny horakoraka any an-tendrombohitra! Tahaka ny an’ny vahoaka marobe! Ny tabataba ataon’ireo fanjakana, ireo firenena maro tafatambatra! Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no misafo tafika hiady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Henoy izany horakoraka any an-tendrombohitra fa toy ny feon’ny vahoaka marobe. Henoy izany fitabatabana ataon’ny fanjakana sy firenena maro tafavory: ny TOMPOn’izao rehetra izao no misafo ny andian-tafika hiady. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Injany re ny horakoraka any an-tendrombohitra, toa hahohahom-bahoaka be; injany re ny tabataban’ny fanjakana, ny firenena tafavory: i Iavehn’ny tafika izany mampanao matso ireo miaramilany mpiantafika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Injany! ny horakoraka any an-tendrombohitra, Tahaka ny an’ny vahoaka be! Dia ny fitabataban’ny fanjakan’ny firenena efa tafatambatra! Jehovah, Tompon’ny maro, no manomana miaramila hiady, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Injany! ny horakoraka any an-tendrombohitra, tahaka ny an'ny vahoaka be! Dia ny fitabataban'ny fanjakan'ny firenena efa tafatambatra! Jehovah, Tompon'ny maro, no manomana miaramila hiady, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Injany ny horakoraka any an-tendrombohitra! Tahaka ny an’ny vahoaka marobe! Ny tabataba ataon’ireo fanjakana, ireo firenena maro tafatambatra! Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no misafo tafika hiady. Jereo ny toko |