Isaia 13:1 - DIEM PROTESTANTA1 Hafatra momba an’i Babilôna araka ny fahitàn’i Isaià, zanakalahin’i Amôtsa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ny loza hanjo an’i Babilona araka ny fahitan’Isaia zanak’i Amoza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Hafatra momba an’i Babilôna araka ny fahitàn’i Isaià, zanakalahin’i Amôtsa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Faminaniana momba an’i Babilôna nambara tamin’i Izaia, zanak’i Amôsa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 FAMINANIANA hitan’Isaia, zanak’i Amoza, ny amin’ny loza hanjo an’i Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Faminaniana hitan'Isaia, zanak'i Amoza, ny amin'ny loza hanjo an'i Babylona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ny loza hanjo an’i Babilona araka ny fahitan’Isaia zanak’i Amoza. Jereo ny toko |
Ary ny TOMPO naneho tamiko aviavy roa sobika izay voapetraka teo anoloan’ny tempoliny. Taorian’ny nitondran’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna an’i Jekônià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, sy ireo mpifehy an’i Joda mbamin’ireo mpahay taozavatra sy mpanefy vy tao Jerosalema ho babo tany Babilôna no nisehoan’izany.