Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 9:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Inona kosa no hataonareo amin’ny androm-pankalazana manetriketrika, dia amin’ny andro fetin’ny TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Inona ary no hataonareo raha tonga amin’ny fotoam-pivavahana sy amin’ny andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Inona kosa no hataonareo amin’ny androm-pankalazana manetriketrika, dia amin’ny andro fetin’ny TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Inona no hataonareo amin’ny fety lehibe, amin’ny andro fetin’i Iaveh?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Hanao ahoana kosa re hianareo, raha mby amin’ny fotoam-pivavahana Sy amin’ny andro firavoravoana voatendrin’i Jehovah?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Hanao ahoana kosa re ianareo, raha mby amin'ny fotoam-pivavahana sy amin'ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Inona ary no hataonareo raha tonga amin’ny fotoam-pivavahana sy amin’ny andro firavoravoana voatendrin’NY TOMPO?

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 9:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Amin’ny andro famalian’ny TOMPO, raha ho tonga avy any lavitra ny rambondanitra handrava, inona no azonareo atao, aiza no handosiranareo hitadiavam-bonjy ary aiza no hametrahanareo ny harenareo?


maminany lainga ny mpaminany, mitady ny tombontsoany ny mpisorona, ary ny vahoakako mankasitraka izany. Koa rehefa tonga ny farany, inona kosa no hataonareo?


Koa halaiko aminy indray ny variko raha fararano, ary ny divaiko amin’ny fotoam-piotazana. Hoesoriko aminy ny volon’ondriko sy ny kiran-drongoniko izay nanaronany ny fitanjahany.


Mitafia lamba fisaonana ary mitomania sy midradradradrà, ianareo mpisorona mpanao fanompoam-pivavahana eo amin’ny alitara. Avia ianareo hialina amin’alahelo, ry mpanao fanompoam-pivavahana amin’Andriamanitro: fa tsy misy entina intsony ao an-tranon’Andriamanitrareo na ny fanatitra vokatry ny tany na ny fanatitra araraka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra