Hosea 9:3 - DIEM PROTESTANTA3 I Efraîma dia tsy hahazo monina intsony eo amin’ny tanin’ny TOMPO; fa tsy maintsy hiverina any Ejipta izy na hankany Asiria hihinan-java-pady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tsy honina ao amin’ny tanin’NY TOMPO izy; hiverina ho any Ejipta i Efraima ary hihinana zavatra tsy madio any Asiria. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 I Efraîma dia tsy hahazo monina intsony eo amin’ny tanin’ny TOMPO; fa tsy maintsy hiverina any Ejipta izy na hankany Asiria hihinan-java-pady. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Tsy honina eo amin’ny tanin’i Iaveh izy ireo; fa hiverina ho any Ejipta i Efraima, ary hihinana ny zava-padìna any Asiria izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Tsy honina ao amin’ny tanin’i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta Ary hihinana zava-padina any Asyria. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Tsy honina ao amin'ny tanin'i Jehovah izy; Fa Efraima hiverina ho any Egypta ary hihinana zava-padina any Asyria. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tsy honina ao amin’ny tanin’NY TOMPO izy; hiverina ho any Ejipta i Efraima ary hihinana zavatra tsy madio any Asiria. Jereo ny toko |
noho izany, ry Amatsià, dia izao no lazain’ny TOMPO: Hijangajanga ao an-tanàna ny vadinao; ireo zanakao lahy sy vavy dia haringana amin’ny sabatra; ny taninao dia hozarazaraina amin’ny tady sy homena olon-kafa; ianao dia ho faty any amin’ny tany fanompoan-tsampy ary ny taranak’i Israely dia ho lasan-ko babo lavitry ny taniny.»