Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 8:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Na ho an’arivony mihitsy aza no hanoratako ho azy ny lalànako, dia hoheveriny ho zava-poana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Na dia soratako ho azy aza ny antsipiriany amin’ny lalànako, dia ataony ho toy ny avy amin’olon-kafa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Na ho an’arivony mihitsy aza no hanoratako ho azy ny lalànako, dia hoheveriny ho zava-poana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Na hanoratra lohateny arivo ho azy amin’ny lalàko aza Aho, dia ho zavatra tsy mikasika azy no fijeriny an’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Na dia soratako ho azy ny teny betsaka amin’ny lalàko aza, Dia ataony ho toy ny zavatra tsy izy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Na dia soratako ho azy ny teny betsaka amin'ny lalàko aza, dia ataony ho toy ny zavatra tsy izy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Na dia soratako ho azy aza ny antsipiriany amin’ny lalànako, dia ataony ho toy ny avy amin’olon-kafa izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 8:12
14 Rohy Ifampitohizana  

Kanefa nikomiany sy niodinany Ianao, nariany lavitra azy ny lalànao, novonoiny ny mpaminaninao izay nananatra azy mafy hiverina aminao; koa notevatevainy tokoa Ianao.


Ampahirato ny masoko hahita ny zava-mahagaga amin’ny lalànanao.


ianareo izay mpankahala anatra sy mpanipy ny teniko any ivoho?


Ho anao no nanoratako anatra telopolo izay feno torohevitra sy traikefa,


Fa vahoaka maditra izy ireo, zanaka mandainga, tsy mety mihaino ny fampianaran’ny TOMPO.


Nomeko azy ny lalànako ary nampahafantariko azy ny fitsipiko, izay mahavelona ny olona manatanteraka ireny.


Ho ringana ny vahoakako noho ny tsifisian’ny fahalalana Ahy. Satria efa nandà ny fahalalana Ahy ianao, ka dia mba holaviko tsy ho mpisorona intsony. Nanadino ny lalànan’Andriamanitrao ianao, ka dia mba hohadinoiko koa ny zanakao.


Misy tombony àry ve ny maha Jiosy? Misy mahasoa ve ny famorana?


Noho izany, dia masina ny lalàna; masina koa ny didy, ary ara-drariny sady tsara.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra