Hosea 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Na dia hiezaka hanenjika ireo lehilahy sakaizany aza izy, dia tsy hahatratra azy akory; hitady ireo izy nefa tsy hahita, ka hiteny anakampo hoe: «Ndeha hody amin’ny vadiko voalohany aho, fa niadana kokoa aho tamin’izay noho ny ankehitriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy nefa tsy hahatratra azy; eny, hitady ireo lehilahiny ireo izy nefa tsy hahita; dia hiteny izy hoe: Handeha hody amin’ny vadiko taloha aho; fa sambatra kokoa aho tamin’izany noho ny ankehitriny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Na dia hiezaka hanenjika ireo lehilahy sakaizany aza izy, dia tsy hahatratra azy akory; hitady ireo izy nefa tsy hahita, ka hiteny anakampo hoe: «Ndeha hody amin’ny vadiko voalohany aho, fa niadana kokoa aho tamin’izay noho ny ankehitriny.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Hanaraka ny lehilahiny izy fa tsy hahatratra an’ireny; hitady an’ireny izy fa tsy hahita azy. Izay izy vao hanao hoe: «Handeha aho hody any amin’ny vadiko taloha, fa niadana aho tamin’izany noho ny ankehitriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy, nefa tsy hahatratra azy; Eny, hitady ireo izy, nefa tsy hahita; Dia hanao hoe izy: Handeha hody amin’ny vadiko taloha aho; Fa niadana aho tamin’izay noho ny ankehitriny. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy, nefa tsy hahatratra azy; Eny, hitady ireo izy, nefa tsy hahita; Dia hanao hoe izy: Handeha hody amin'ny vadiko taloha aho; Fa niadana aho tamin'izay noho ny ankehitriny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Hiezaka hanenjika ireo lehilahiny izy nefa tsy hahatratra azy; eny, hitady ireo lehilahiny ireo izy nefa tsy hahita; dia hiteny izy hoe: Handeha hody amin’ny vadiko taloha aho; fa sambatra kokoa aho tamin’izany noho ny ankehitriny. Jereo ny toko |
Na dia hiteny aza ny Edômita taranak’i Hesao hoe: «Rava sy potika izahay, nefa hatsanganay indray ny tanàna rava», Izaho TOMPOn’izao rehetra izao dia hamaly hoe: Aoka izy hanangana, fa Izaho kosa handrava. Ary ny olona hametaka anarana azy hoe: «Tany anjakam-paharatsiana» sy «Vahoaka tezeran’ny TOMPO mandrakizay».