Hosea 11:5 - DIEM PROTESTANTA5 «Tsy hiverina any Ejipta ny vahoakan’i Israely; fa i Asiria kosa no hanjaka aminy, satria tsy nety niverina tamiko izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Tsy hiverina ho any amin’ny tany Ejipta izy, fa i Asiria no ho mpanjakany, satria tsy nety nibebaka izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 «Tsy hiverina any Ejipta ny vahoakan’i Israely; fa i Asiria kosa no hanjaka aminy, satria tsy nety niverina tamiko izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Tsy hiverina ho any amin’ny tany Ejipta izy; ary i Asora no ho mpanjakany, noho izy tsy nety nibebaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Tsy hiverina ho any amin’ny tany Egypta izy, Fa Asyria no ho mpanjakany, Satria tsy nety nibebaka izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Tsy hiverina ho any amin'ny tany Egypta izy, fa Asyria no ho mpanjakany, satria tsy nety nibebaka izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Tsy hiverina ho any amin’ny tany Ejipta izy, fa i Asiria no ho mpanjakany, satria tsy nety nibebaka izy. Jereo ny toko |
Tamin’ny andro nanjakan’i Peka tamin’i Israely no nahatongavan’i Tiglata-Pilesera mpanjakan’i Asiria haka ny tanànan’i Hiôna sy i Abela-Bety-Mahakà mbamin’i Janôka sy i Kedesa ary i Hatsôra; nalainy koa i Gilehada sy i Galilea mbamin’ny tanin’i Naftalỳ manontolo, ary dia nataony sesitany tany Asiria ny mponin’ireo.