Hosea 10:13 - DIEM PROTESTANTA13 Faharatsiana kosa no nambolenareo ka nijinja heloka ianareo ary nihinana ny vokatry ny lainga. «Ry Israely ô, ny herinao no nitokianao ary koa ny habetsahan’ny miaramilanao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Asa ratsy no nataonareo ka tsy fahamarinana no nojinjainareo; nihinana ny vokatry ny lainga ianareo. Koa satria nitoky tamin’ny lalanao sy ny habetsahan’ny lehilahy maherinao ianao Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Faharatsiana kosa no nambolenareo ka nijinja heloka ianareo ary nihinana ny vokatry ny lainga. «Ry Israely ô, ny herinao no nitokianao ary koa ny habetsahan’ny miaramilanao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Fa ianareo niasa ny faharatsiana, nijinja ny faharatsiana, nihinana ny vokatry ny lainga. Nitoky tamin’ny lalanao ianao, sy tamin’ny hamaroan’ny lehilahy maherinao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Niasa faharatsiana hianareo, Ka fahadisoana no nojinjanareo; Nihinana ny vokatry ny lainga hianareo Fa nitoky tamin’ny alehanareo Sy ny habetsahan’ny lehilahy maherinareo hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Niasa faharatsiana ianareo, ka fahadisoana no nojinjanareo; Nihinana ny vokatry ny lainga ianareo fa nitoky tamin'ny alehanareo sy ny habetsahan'ny lehilahy maherinareo ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Asa ratsy no nataonareo ka tsy fahamarinana no nojinjainareo; nihinana ny vokatry ny lainga ianareo. Koa satria nitoky tamin’ny lalanao sy ny habetsahan’ny lehilahy maherinao ianao Jereo ny toko |
Mbola nahita zavatra betsaka tetỳ ambonin’ny tany koa aho. Tsy ny faingam-pandeha hatrany no mandresy eo amin’ny fihazakazahana; ary tsy ny mahery fo hatrany no mandresy eo amin’ny ady. Tsy ny hendry no mora mahazo ny hanina hohaniny; ary tsy ny manan-tsaina no mora mahazo harena. Tsy ny olo-mahay no tsy maintsy homem-boninahitra, fa samy mpahazo ny rehetra na ny fanambinana na ny sampona.