Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 9:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Izy telo lahy ireo no zanak’i Noà, ary avy tamin’ireo no niparitahan’ny olombelona eran-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ireo telo lahy ireo no zanak’i Noa. Avy tamin’ireo no nielezan’ny olona tetỳ ambonin’ny tany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Izy telo lahy ireo no zanak’i Noà, ary avy tamin’ireo no niparitahan’ny olombelona eran-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Izy telo lahy ireo no monina amin’ny tany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ireo telo lahy ireo no zanak’i Noa; ary avy tamin’ireo no nielezan’ny olona tambonin’ny tany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ireo telo lahy ireo no zanak'i Noa; ary avy tamin'ireo no nielezan'ny olona tambonin'ny tany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ireo telo lahy ireo no zanak’i Noa. Avy tamin’ireo no nielezan’ny olona tetỳ ambonin’ny tany rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 9:19
8 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny safo-drano dia niteraka zanakalahy maro i Sema sy i Hama ary i Jafeta zanak’i Noà. Ireto no lisitry ny taranany:


Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.


Avoahy koa ireo biby rehetra niaraka taminao, dia ny karazam-borona rehetra, ny biby rehetra isan-karazany na kely na lehibe, ary aoka hiparitaka eny ambonin’ny tany ireny, ka hitombo eny.»


Ary Andriamanitra nitsodrano an’i Noà sy ireo zanany lahy hoe: «Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny tany.


I Noà no mpiasa tany voalohany namboly voaloboka.


Fa ianareo kosa dia maroa fara sy mihabetsaha eo amin’ny tany ary mitomboa be dia be eo aminy.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra