Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 8:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Dia nivoaka avy tao amin’ny sambofiara i Noà sy ny vadiny sy ireo zanany lahy ary ireo vinantovaviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia nivoaka avy tao i Noa sy ny vady aman-janany ary ny vinantovaviny niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia nivoaka avy tao amin’ny sambofiara i Noà sy ny vadiny sy ireo zanany lahy ary ireo vinantovaviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Dia nivoaka i Nôe, izy sy ny zanany sy ny vadiny sy ny vinantovaviny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nivoaka Noa mbamin’ny vadiny aman-janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nivoaka Noa mbamin'ny vadiny aman-janany ary ny vinantonivavy niaraka taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia nivoaka avy tao i Noa sy ny vady aman-janany ary ny vinantovaviny niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 8:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia nofoanan’Andriamanitra ny zava-mananaina rehetra teny ambonin’ny tany, nanomboka tamin’ny olona ka hatramin’ny biby lehibe sy kely mbamin’ny voro-manidina; dia nofoanan’Andriamanitra tsy ho amin’ny tany ireny, fa i Noà irery ihany mbamin’izay niaraka taminy tao anatin’ny sambofiara no sisa tavela.


Avoahy koa ireo biby rehetra niaraka taminao, dia ny karazam-borona rehetra, ny biby rehetra isan-karazany na kely na lehibe, ary aoka hiparitaka eny ambonin’ny tany ireny, ka hitombo eny.»


Avy eo dia nivoaka koa ireo biby rehetra sy ireo voro-manidina, ary ireo bibikely mihetsiketsika rehetra eny ambonin’ny tany araka ny karazany avy.


hiambina anao mandroso sy miverina manomboka izao ka ho mandrakizay!


dia ireo fanahin’ny olona tsy nanaiky an’Andriamanitra, fony Andriamanitra nampiseho ny fahari-pony tamin’ny andro nanamboaran’i Noà ny sambofiara. Olona vitsy ihany anefa, dia i Noà valo mianaka, no tafiditra tao anaty sambofiara ka voavonjy tamin’ny rano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra