Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 8:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Tamin’ny andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ary tamin’ny volana faharoa, andro fahafito amby roapolon’ny volana, dia maina ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary tamin’ny andro fahafito amby roa-polo tamin’ny volana faharoa, dia maina ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary tamin'ny andro fahafito amby roa-polo tamin'ny volana faharoa, dia maina ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Tamin’ny andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 8:14
6 Rohy Ifampitohizana  

Iny faha-600 taona niainan’i Noà iny, tamin’ny volana faharoa, andro faha-17, dia niboiboika be ny rano avy any ambanin’ny tany tamin’ireo loharano rehetra, ary nivoha nidanadana ny varavaran’ny lanitra.


Fa tamin’ny andro voalohan’ny volana voalohany, nony feno 601 taona i Noà, dia ritra ny rano teo ambonin’ny tany. Nesorin’i Noà ny tafon’ny sambofiara ka hitany fa efa maina ny velaran’ny tany.


Dia hoy Andriamanitra tamin’i Noà:


Fony 37 taona taorian’ny fanaovana sesitany an’i Jôiakina mpanjakan’i Joda, dia i Evila-Merôdaky no tonga mpanjakan’i Babilôna; koa tamin’ny volana faha-12, dia nomeny famotsoran-keloka i Jôiakina ka nasainy navoaka ny tranomaizina.


Tamin’ny taona faha-27 taorian’ny fahababoana, nony andro voalohan’ny volana voalohany, dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra