Genesisy 8:14 - Baiboly Katolika14 Ary tamin’ny volana faharoa, andro fahafito amby roapolon’ny volana, dia maina ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Tamin’ny andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina ny tany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary fony andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina tanteraka ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary tamin’ny andro fahafito amby roa-polo tamin’ny volana faharoa, dia maina ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary tamin'ny andro fahafito amby roa-polo tamin'ny volana faharoa, dia maina ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Tamin’ny andro fahafito amby roapolo tamin’ny volana faharoa dia maina ny tany. Jereo ny toko |