Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 6:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Itondray tsiroaroa avy ny zava-mananaina rehetra isan-karazany, dia lahy sy vavy; ka ampidiro ao an-tsambofiara mba hovelomina miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ary hitondranao roa avy isaky ny karazany ho ao anatin’ny sambofiara ny zavamananaina rehetra mba hovelomina miaraka aminao; ho lahy sy vavy avy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Itondray tsiroaroa avy ny zava-mananaina rehetra isan-karazany, dia lahy sy vavy; ka ampidiro ao an-tsambofiara mba hovelomina miaraka aminao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Ny zava-manana aina rehetra, ny nofo rehetra, dia hampidirinao roa avy isan-karazany ho ao an-tsambo fiara, mba ho voatahiry velona aina izy sy ianao: ho lahy iray sy vavy iray avy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny zava-manan-aina rehetra, dia ny nofo rehetra, hitondranao roa avy isan-karazany ho ao anatin’ny sambo-fiara, hovelomina miaraka aminao; ho lahy sy vavy avy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny zava-manan'aina rehetra, dia ny nofo rehetra, hitondranao roa avy isan-karazany ho ao anatin'ny sambo-fiara, hovelomina miaraka aminao; ho lahy sy vavy avy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ary hitondranao roa avy isaky ny karazany ho ao anatin’ny sambofiara ny zavamananaina rehetra mba hovelomina miaraka aminao; ho lahy sy vavy avy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 6:19
6 Rohy Ifampitohizana  

niditra tao koa ireo bibidia amam-biby fiompy rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra isan-karazany mihetsiketsika ambonin’ny tany mbamin’ireo voro-manidina rehetra isan-karazany sy ireo bibikely rehetra manana elatra.


Avoahy koa ireo biby rehetra niaraka taminao, dia ny karazam-borona rehetra, ny biby rehetra isan-karazany na kely na lehibe, ary aoka hiparitaka eny ambonin’ny tany ireny, ka hitombo eny.»


TOMPO ô, mahatakatra ny lanitra ny fitiavanao; mipaka eny amin’ny rahona ny toetranao mahatoky.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra