Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 6:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ny vorona isan-karazany ary ny biby hafa rehetra isan-karazany eto an-tany, na lehibe na kely, no hankeo aminao tsiroaroa mba hovelomina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Ny vorona, samy araka ny karazany avy, ny biby, samy araka ny karazany avy, ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, roa avy isan-karazany no hankeo aminao mba hovelomina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ny vorona isan-karazany ary ny biby hafa rehetra isan-karazany eto an-tany, na lehibe na kely, no hankeo aminao tsiroaroa mba hovelomina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Vorona isan-karazany, biby fiompy isan-karazany, biby mikisaka amin’ny tany isan-karazany no ho avy eo aminao, roa isan-karazany avy, mba hotahirizinao velona aina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ny vorona, samy araka ny karazany avy, ary ny biby, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany, samy araka ny karazany avy, dia roa avy isan-karazany no hankeo aminao hovelomina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ny vorona, samy araka ny karazany avy; ary ny biby, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, samy araka ny karazany avy, dia, roa avy samy araka ny karazany avy, dia roa avy isan-karazany no hankeo aminao hovelomina.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 6:20
7 Rohy Ifampitohizana  

Nitsodrano azy Andriamanitra ka nanao taminy hoe: «Miteraha maro sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany mba hifehy azy. Anjakao ny trondro any an-dranomasina sy ny voro-manidina eny an-danitra ary ny biby rehetra mihetsiketsika ambonin’ny tany.»


Tany no nanaovan’ny TOMPO Andriamanitra ny karazam-bibidia sy voro-manidina rehetra, ka dia nentiny teo amin-draolombelona ireny hahitany izay anarana hiantsoany azy. Ary dia izay hanononan-dralehilahy azy no ho anarany.


toy izany koa ny amin’ny voro-manidina, makà mpivady fito isaky ny karazany avy: dia mba samy hamelona taranaka eo amin’ny velaran’ny tany tontolo ireny.


kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo mba hahavelona aina anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra