Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 50:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Avy eo dia notanterahin’ireo zanakalahin’i Jakôba izay nanafaran-drainy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary nanatanteraka taminy izay rehetra nandidiany azy ny zanakalahin’i Jakoba,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Avy eo dia notanterahin’ireo zanakalahin’i Jakôba izay nanafaran-drainy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Koa dia nataon’ireo zanak’i Jakôba taminy àry izay nandidiany azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary ny zanakalahin’i Jakoba nanao taminy araka izay nandidiany azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary ny zanakalahin'i Jakoba nanao taminy araka izay nandidiany azy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary nanatanteraka taminy izay rehetra nandidiany azy ny zanakalahin’i Jakoba,

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 50:12
7 Rohy Ifampitohizana  

Nony nahita izany fomba fisaonana tao Gôrena-Atàda izany ny Kanahanita nonina tamin’iny faritra iny, dia loa-bolana hoe: –Fisaonana mangidy ho an’i Ejipta ity! Izany no niantsoana io toerana any am-pitan’i Jôrdàna io hoe Abela-Mitsiraima, izany hoe Fisaonan’i Ejipta.


Nentiny nankany amin’ny tany Kanahàna ny fatin-drainy ary naleviny tao amin’ny zohy tao an-tsahan’i Makpelà, teo akaikin’i Mamre. Fa novidîn’i Abrahama tamin’i Hefrôna izay hetita io saha io mba ho tany fandevenana.


«Hajao ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro iainana ianao eo amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrao ho anao.


Dia nafindra ho any Sekema ny taolam-balon’ireo, ka nalevina tao amin’ny fasana novidin’i Abrahama vola tamin’ny taranak’i Hemôra tany Sekema.


Ianareo zanaka, mpanaraka ny Tompo ianareo ka maneke ny ray aman-dreninareo, fa rariny izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra