Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 5:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Rehefa feno 187 taona i Metosèla, dia niteraka an’i Lamèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Fito amby valopolo amby zato taona ny andro niainan’i Matosalema vao niteraka an’i Lameka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan’i Metosela, dia niteraka an’i Lameka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan'i Metosela, dia niteraka an'i Lameka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Fito amby valopolo amby zato taona i Metosela raha niteraka an’i Lameka.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 5:25
3 Rohy Ifampitohizana  

I Henôka no ray niteraka an’i Hirada; i Hirada no ray niteraka an’i Mehojaela; i Mehojaela no ray niteraka an’i Metosaela; ary i Metosaela kosa no ray niteraka an’i Lamèka.


Niara-nandeha tamin’Andriamanitra izy; ary tsy hita izy satria nalain’Andriamanitra ho any aminy.


Taorian’ny nahaterahan’i Lamèka, dia mbola velona nandritra ny 782 taona i Metosèla ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy maro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra