Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 49:5 - DIEM PROTESTANTA

5 I Simehôna sy i Levỳ dia mpirahalahy niray tetika hanao herisetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 I Simeona sy i Levy dia niray saina; fiadiana mandoza ny sabany;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 I Simehôna sy i Levỳ dia mpirahalahy niray tetika hanao herisetra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 I Simeôna sy i Levy dia mpirahalahy, Fiadiana enti-manao an-kery ny sabany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 simeona sy levy dia mpirahalahy, Fiadia-mandoza ny sabany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 SIMEONA sy LEVY dia mpirahalahy, fiadia-mandoza ny sabany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 I Simeona sy i Levy dia niray saina; fiadiana mandoza ny sabany;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:5
8 Rohy Ifampitohizana  

Izay malaina amin’ny asany dia efa naman’ny mpanimba zavatra.


Mifanolotra amin’ny faritanin’i Benjamîna, avy any atsinanana ka hatrany andrefana, no misy ny anjaran’i Simehôna;


ho an’ny fokon’i Simehôna, dia i Semoela zanakalahin’i Hamihoda;


Ireo tanàna ireo mbamin’ny kijàna manodidina azy avy dia tamin’ny antsapaka no nanomezan’ny Israelita azy ny Levita, araka izay efa nandidian’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Mosesy.


Avy tamin’ny fokon’i Simehôna: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Levỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Jisakara: 12 000.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra