Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 49:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Nampahory azy imbetsaka ireo mpitifitra tsipîka, ka nandefa zana-tsipîka hamelivelezana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Nampahory azy ny mpitifitra, nitifitra sy nanenjika azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nampahory azy imbetsaka ireo mpitifitra tsipîka, ka nandefa zana-tsipîka hamelivelezana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Mihaika azy ny mpandefa zana-tsipîka, Mandefa zana-tsipîka aminy sy mamely azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Nampahory azy ny mpitifitra, Dia nitifitra azy sy nanenjika azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Nampahory azy ny mpitifitra, dia nitifitra azy sy nanenjika azy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Nampahory azy ny mpitifitra, nitifitra sy nanenjika azy;

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:23
12 Rohy Ifampitohizana  

Mbola lavitra i Jôsefa, dia tazan’ireo rahalahiny; ka raha tsy mbola tonga teny aminy akory izy, dia niray tetika hamono hahafaty azy ny rahalahiny


ary nobatainy izy ka natsipiny tao an-davaka, dia lavaka iray tsy nisy rano.


Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta.


Hitan’ireo rahalahiny fa tian-drainy mihoatra noho izy rehetra i Jôsefa, ka nankahalainy sady tsy hainy nitenenana tamim-pihavanana intsony.


nefa nifampiresaka hoe: –Tena meloka tokoa isika noho ny amin’ny rahalahintsika izay hitantsika ny fahoriam-panahiny tamin’ny fiangaviany antsika, nefa tsy mba nohenointsika; ary izao dia manody antsika izany.


I Jôsefa dia toy ny zava-maniry mahavokatra izay mirobona eo akaikin-doharano ka manan-drantsana tafahoatra ny fefy.


Kanjo nateza mafy ny tsipîkan’i Jôsefa, ary kinga hatrany ny sandry aman-tanany. Noho ny fiarovan’ilay Andriamanitra maherin’i Jakôba, noho ny anaran’ilay Mpiandry izay vatolampy iankinan’i Israely,


Natosik’ireo aho mba ho lavo, fa ny TOMPO no nanampy ahy.


Afeno aho tsy ho azon’ny olon-dratsy mioko na ho voan’ny mpanao heloka miray tetika.


Izany no voalazako taminareo, dia mba hanananareo fiadanana amin’ny firaisana amiko. Eto amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa mahereza, fa Izaho efa naharesy izao tontolo izao!


Nampahery fo ny mpianatra i Paoly sy i Barnabà ary nampirisika azy ireo haharitra amin’ny finoana ka nanao taminy hoe: –Fahoriana be no tsy maintsy diavintsika mba hidirana ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra