Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 49:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ny divay no hampibaliaka tsara ny masony; ny ronono kosa no hampibotsiaka ny nifiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Mivoaramena ny masony noho ny divay ary fotsy ny nifiny noho ny ronono.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ny divay no hampibaliaka tsara ny masony; ny ronono kosa no hampibotsiaka ny nifiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Mena ny masony azon’ny divay, Ary fotsy ny nifiny azon’ny ronono.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Mangamanga ny masony azon’ny divay Ary fotsy ny nifiny azon’ny ronono.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Mangamanga ny masony azon'ny divay ary fotsy ny nifiny azon'ny ronono.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Mivoaramena ny masony noho ny divay ary fotsy ny nifiny noho ny ronono.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 49:12
3 Rohy Ifampitohizana  

Hihanaka dia hihanaka ny voaloboka, ka hafatony amin’ny tahom-boaloboka ny borikiny ary amin’ny sampam-boaloboka ny zana-borikiny; divay no hanasany akanjo ary ranom-boaloboka no hanasany fitafiana.


I Zebolòna dia honina eo amoron-dranomasina, dia eo amin’izay hisy seranan-tsambo; hivelatra hatrany Tsidôna ny faritaniny.


Ho an’iza ny alahelo? Ho an’iza ny nenina? Ho an’iza ny fifandirana? Ho an’iza ny toloko? Ho an’iza ny ratra tsy amin’antony? Ho an’iza ny maso mandroroa?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra