Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Dia niantoraka teny am-bozon’i Benjamîna i Jôsefa ka nifamihina izy roa lahy sady nitomany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary i Benjamina koa dia nitomany teo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Dia niantoraka teny am-bozon’i Benjamîna i Jôsefa ka nifamihina izy roa lahy sady nitomany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany, ary i Benjamina nitomany teo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Dia namihina ny vozon’i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany; ary Benjamina koa dia mba nitomany teo amin’ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Dia namihina ny vozon'i Benjamina rahalahiny izy ka nitomany; ary Benjamina koa dia mba nitomany teo amin'ny vozony.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:14
9 Rohy Ifampitohizana  

Dia nanoroka an’i Rahely i Jakôba sady nitomany.


Dia nihazakazaka nitsena azy i Hesao, ka namihina ny vozony sady nanoroka azy; ary niara-nitomany izy mirahalahy.


Dia nihodina niala teo anatrehany aloha i Jôsefa mba hitomany. Ary niverina teo amin’ireto rahalahiny indray i Jôsefa ka nilaza taminy fa i Simehôna no hotazoniny, sady nafatony teo imason’izy ireo.


Feno loatra ny fon’i Jôsefa nahita ity zandriny ka nitady hitomany izy; dia niala faingana teo izy ka niditra tao amin’ny efitranony ary nitomany tao.


Ary nanoroka ny rahalahiny hafa rehetra koa i Jôsefa sady nitomany. Taorian’izany vao niresaka tamin’i Jôsefa ireo rahalahiny.


Mafy loatra anefa ny tomanin’i Jôsefa ka ren’ny Ejiptianina maro, ary heno hatrany an-dapan’ny Farao.


dia nanomana ny kalesiny i Jôsefa ka nandeha hihaona amin’ny rainy tany Gôsena. Raha vao nahita an’i Jakôba izy, dia niantoraka teny am-bozony ary nitomany ela teo sady namihina azy.


Dia lasa tokoa izy nody any amin-drainy. Raha mbola lavitra ny trano ilay zatovo, dia tazan-drainy. Onena azy tokoa irainy ka nihazakazaka nitsena, ary namihina ny vozony sy nanoroka azy.


tsy manam-pahalalana, tsy azo itokiana, tsy mifaditra ovana, tsy mahay miantra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra