Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Koa mandehana tantarao avokoa amin’i dada ny voninahitro eto Ejipta mbamin’ny zavatra rehetra efa hitanareo, ary ento faingana midina atỳ i dada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Hambaranareo amin’Ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Ejipta sy izay rehetra hitanareo. Koa mandehana haingana ianareo ka ento midina atỳ Ikaky.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Koa mandehana tantarao avokoa amin’i dada ny voninahitro eto Ejipta mbamin’ny zavatra rehetra efa hitanareo, ary ento faingana midina atỳ i dada.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Koa tantarao amin’ikaky ny voninahitro rehetra aty Ejipta sy izay rehetra efa hitanareo; ary ataovy izay hidinan’ikaky faingana ho aty.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia hambaranareo amin’ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Egypta sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana hianareo, ka ento midina atỳ ikaky.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia hambaranareo amin'ikaky ny voninahitro rehetra atỳ Egypta sy izay rehetra efa hitanareo; koa mandehana faingana ianareo, ka ento midina atỳ ikaky.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary indro hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamîna rahalahiko izao fa ny vavako mihitsy no manambara aminareo.


Ray ô, tiako hiaraka amiko any amin’izay misy Ahy ireo nomenao Ahy mba hahita ny voninahitra nomenao Ahy noho Ianao efa tia Ahy talohan’ny nahariana izao tontolo izao.


Dia nampanalain’i Jôsefa i Jakôba rainy mbamin’ny ankohonany manontolo izay nisy olona 75 mianaka.


Ny tanàna tsy mba mila ny masoandro na ny volana hamirapiratra ao aminy: fa ny voninahitr’Andriamanitra no efa manazava azy, ary ny Zanakondry no jiro manilo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra