Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 45:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ary indro hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamîna rahalahiko izao fa ny vavako mihitsy no manambara aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary indro, hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamina rahalahiko izao fa izaho mihitsy no miteny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ary indro hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamîna rahalahiko izao fa ny vavako mihitsy no manambara aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Indro mahita maso ianareo izao, mahita maso koa i Benjamina rahalahiko, fa ny vavako no miteny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary, indro, hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamina rahalahiko izao fa ny vavako no miteny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary, indro, hitan'ny masonareo sy ny mason'i Benjamina rahalahiko izao fa ny vavako no miteny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary indro, hitan’ny masonareo sy ny mason’i Benjamina rahalahiko izao fa izaho mihitsy no miteny aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 45:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Tsy nampoizin’ireo hoe fantatr’i Jôsefa ny teniny, satria mpandika teny no niresahany taminy.


Izaho no hamatsy sakafo anao atỳ, fa mbola haharitra dimy taona ny mosary fandrao ringana ianao sy ny ankohonanao ary ireo biby fiompinao.»


Koa mandehana tantarao avokoa amin’i dada ny voninahitro eto Ejipta mbamin’ny zavatra rehetra efa hitanareo, ary ento faingana midina atỳ i dada.


Jereo ny tanako sy ny tongotro fa Izaho mihitsy ity. Kasiho Aho ka jereo, fa ny matoatoa tsy mba manana nofo aman-taolana, tahaka ny ahitanareo Ahy izao.


Avy eo dia hoy Izy tamin’i Tômà: –Arosoy eto ny rantsan-tananao ka jereo ny tanako roa; arosoy koa ny tananao ka atsofoy eto amin’ny foko; ary aza malain-kino, fa minoa!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra