Genesisy 43:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ary hoy i Jakôba hoe: –Nahoana no dia nampidi-doza ahy ianareo ka nilaza tamin’izany lehilahy izany fa mbola manana rahalahy ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia hoy Israely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dRalehilahy fa mbola nanana rahalahy koa ianareo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary hoy i Jakôba hoe: –Nahoana no dia nampidi-doza ahy ianareo ka nilaza tamin’izany lehilahy izany fa mbola manana rahalahy ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 «Nahoana ianareo, hoy i Israely, no dia nampiditra angano tamiko, nilaza tamin-dralehilahy hoe: ‹Mbola manan-drahalahy?› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary hoy Isiraely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko hianareo ka nanambara tamin-dralehilahy fa mbola nanan-drahalahy koa hianareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary hoy Isiraely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dralehilahy fa mbola nanan-drahalahy koa ianareo? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia hoy Israely: Nahoana no dia nampidi-doza tamiko ianareo ka nanambara tamin-dRalehilahy fa mbola nanana rahalahy koa ianareo? Jereo ny toko |