Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 43:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Fa raha tsy alefanao kosa izy, dia tsy handeha izahay satria ralehilahy io dia nilaza taminay hoe: «Tsy handray anareo aho, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Fa raha tsy ampandehaninao izy dia tsy hidina izahay, satria hoy Ralehilahy taminay: Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Fa raha tsy alefanao kosa izy, dia tsy handeha izahay satria ralehilahy io dia nilaza taminay hoe: «Tsy handray anareo aho, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Fa raha tsy avelanao handeha izy, tsy hidina izahay, satria ralehilahy efa nilaza taminay hoe: Tsy hahita ny tavako ianareo, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 fa raha tsy hampandehaninao izy, dia tsy hidina izahay; fa hoy ralehilahy taminay: Tsy hahita ny tavako hianareo, raha tsy hiaraka aminareo ilay rahalahinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 fa raha tsy hampandehaninao izy, dia tsy hidina izahay; fa hoy ralehilahy taminay: Tsy hahita ny tavako ianareo, raha tsy hiaraka aminareo ilay rahalahinareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Fa raha tsy ampandehaninao izy dia tsy hidina izahay, satria hoy Ralehilahy taminay: Tsy hahita ny tavako ianareo raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 43:5
10 Rohy Ifampitohizana  

Koa izao no fizahan-toetra hatao aminareo: Velona ny Farao, ka mianiana aho fa tsy hiala eto mihitsy ianareo raha tsy tonga eto izany zandrinareo faralahy izany.


Avy eo dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy, amin’izay dia ho voaporofo fa marina ny teninareo ka tsy ho faty ianareo. Dia nanaiky izany izy,


Hoy kosa i Jakôba hoe: –Tsia, tsy handeha hidina miaraka aminareo ny zanako. Efa maty ny rahalahiny, ary izy irery no sisa. Raha hisy fahavoazana manjo azy eny an-dalana, dia ianareo no hahatonga ity tenako efa antitra ity ho difotr’alahelo hankany amin’ny toeran’ny maty.


Fa namaly azy i Joda nanao hoe: –Ilay tompon’ny tany dia nanafatrafatra mafy anay hoe: «Tsy handray anareo aho, raha tsy miaraka aminareo ilay rahalahinareo.»


Koa raha alefanao hiaraka aminay i Benjamîna, dia handeha hidina hividy sakafo ho anao izahay.


Ary hoy i Jakôba hoe: –Nahoana no dia nampidi-doza ahy ianareo ka nilaza tamin’izany lehilahy izany fa mbola manana rahalahy ianareo?


Kanefa nilaza taminay ianao fa tsy handray anay intsony, raha tsy tonga miaraka aminay ny zandrinay faralahy.


Koa rehefa nilaza taminay ny rainay mba hiverina hividy sakafo,


dia nitenenanay hoe: «Tsy afaka mankany izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy; fa raha tsy midina miaraka aminay izy, dia tsy afaka handray anay ilay tompon’ny tany.»


«Hajao ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro iainana ianao eo amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrao ho anao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra