Genesisy 43:17 - DIEM PROTESTANTA17 Notanterahin-dralehilahy ny baikon’i Jôsefa; ary nentiny tany an-tranon’i Jôsefa ireo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Nataon-dRalehilahy araka izay nandidian’i Josefa izany ka nampidiriny tao an-tranon’i Josefa izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Notanterahin-dralehilahy ny baikon’i Jôsefa; ary nentiny tany an-tranon’i Jôsefa ireo, Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Dia nataon-dralehilahy izay nasain’i Josefa ataony; ary nampidiriny tao an-tranon’i Josefa ireo olona ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian’i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon’i Josefa ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian'i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon'i Josefa ireo. Jereo ny toko |