Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 43:17 - Baiboly Katolika

17 Dia nataon-dralehilahy izay nasain’i Josefa ataony; ary nampidiriny tao an-tranon’i Josefa ireo olona ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Nataon-dRalehilahy araka izay nandidian’i Josefa izany ka nampidiriny tao an-tranon’i Josefa izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

17 Notanterahin-dralehilahy ny baikon’i Jôsefa; ary nentiny tany an-tranon’i Jôsefa ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Notanterahin-dralehilahy ny baikon’i Jôsefa; ary nentiny tany an-tranon’i Jôsefa ireo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian’i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon’i Josefa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia nataon-dralehilahy araka izay nandidian'i Josefa; ka nampidirin-dralehilahy tao an-tranon'i Josefa ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Nataon-dRalehilahy araka izay nandidian’i Josefa izany ka nampidiriny tao an-tranon’i Josefa izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 43:17
2 Rohy Ifampitohizana  

Vao nahita an’i Benjamina niaraka tamin’izy ireo i Josefa, dia nilaza tamin’ny mpikarakara ny tranony hoe: «Ampandrosoy ao an-trano ireo lehilahy ireo, dia amonoy zavatra sy anaovy nahandro, fa hiara-mihinana amiko ireo olona ireo amin’ny mitatao vovonana.»


Raiki-tahotra anefa ireo olona ireo nony nentina ho ao an-tranon’i Josefa, fa hoy izy: «Ilay vola naverina tao anaty lasàkantsika, tamin’ilay indray mandeha izao, no handraisany antsika, dia ny hamelezany antsika izany sy hivarinany amintsika, ary hangalany antsika ho andevony mbamin’ny ampondrantsika koa.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra