Genesisy 42:9 - DIEM PROTESTANTA9 Tsaroan’i Jôsefa ny nofiny momba azy ireo, ka hoy indray izy hoe: –Mpitsikilo ianareo! Hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Tsaroan’i Josefa ireo nofiny momba azy ireo ka hoy izy taminy hoe: Mpitsikilo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Tsaroan’i Jôsefa ny nofiny momba azy ireo, ka hoy indray izy hoe: –Mpitsikilo ianareo! Hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Tsaroan’i Josefa tamin’izay ny nanofisany azy ireo, ka hoy izy taminy: «Mpisafo ianareo; hizaha ny toerana tsy mimanda amin’ny tany no nahatongavanareo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo hianareo; hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary Josefa nahatsiaro ireo nofy nanofisany azy ka nanao taminy hoe: Mpisafo ianareo; hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Tsaroan’i Josefa ireo nofiny momba azy ireo ka hoy izy taminy hoe: Mpitsikilo ianareo; hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo! Jereo ny toko |
Ary i Josoa, zanakalahin’i Nona, dia nandefa mpitsikilo roa lahy mangingina avy tao an-tobin’i Sitima ka niteny taminy hoe: –Ndeha misafo ny tany ianareo, indrindra fa ny tanànan’i Jerikao. Nony tonga tao an-tanàna izy roa lahy, dia niditra tao an-tranon’ny vehivavy mpivaro-tena iray atao hoe Rahaba ka nandry tao.