Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Koa fantatr’i Jôsefa ireto rahalahiny, fa izy ireo kosa tsy nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Fantatr’i Josefa ny rahalahiny fa izy ireo kosa dia tsy mba nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Koa fantatr’i Jôsefa ireto rahalahiny, fa izy ireo kosa tsy nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Koa i Josefa nahalala ireo rahalahiny, fa ireo no tsy nahalala azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary fantatr’i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary fantatr'i Josefa ny rahalahiny, nefa izy ireo kosa tsy mba nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Fantatr’i Josefa ny rahalahiny fa izy ireo kosa dia tsy mba nahafantatra azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:8
5 Rohy Ifampitohizana  

Toy izao no tantaran’ny ankohonan’i Jakôba: Rehefa fito ambin’ny folo taona i Jôsefa, dia niandry ondry niaraka tamin’ireo rahalahiny; fa izy dia zaza niaraka tamin’ny zanakalahin’i Bilehà sy i Zilpà, vadikelin-drainy. Ary taterin’i Jôsefa amin-drainy avokoa ny ratsy lazaina momba ireo rahalahiny.


Telopolo taona i Jôsefa raha nentina teo anatrehan’ny Farao, mpanjakan’i Ejipta. Ary niala teo anatrehan’ny Farao izy ka nandeha namakivaky ny tany Ejipta manontolo.


saingy voasakana tsy hahafantatra Azy ny mason’ireto mpianatra.


Dia nitodika i Maria nony avy nilaza izany, ka nahita an’i Jesoa nijoro teo, saingy tsy fantany hoe i Jesoa io.


Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nijoro teo amorom-parihy i Jesoa, kanefa tsy fantatry ny mpianatra hoe i Jesoa Izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra