Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:30 - DIEM PROTESTANTA

30 –Ilay lehilahy tompon’ny tany dia nandrahona anay ka nilaza anay ho mpitsikilo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Mafy ny teny nataon-dRalehilahy tompon’ny tany taminay, fa nataony ho mpitsikilo izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 –Ilay lehilahy tompon’ny tany dia nandrahona anay ka nilaza anay ho mpitsikilo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

30 Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon’ny tany taminay, fa nataony ho mpisafo tany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon’ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Mafy ny teny nataon-dralehilahy, tompon'ny tany, taminay, fa nataony ho mpisafo ny tany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:30
4 Rohy Ifampitohizana  

Maniraha anankiray aminareo haka azy, fa ianareo sisa kosa dia hatao an-tranomaizina. Ho hita amin’izany ny fahamarinan’ny teninareo. Fa raha tsy izany kosa, velona ny Farao, ka manizinginzina aho fa mpitsikilo tokoa ianareo.


Nony tonga tany Kanahàna teo amin’i Jakôba rainy izy ireo, dia nitantara taminy ny zava-niseho rehetra ka nanao hoe:


Vao hitan’i Jôsefa ireo rahalahiny, dia fantany; saingy mody niseho ho vahiny taminy kosa i Jôsefa sady nandrahona azy hoe: –Avy aiza moa ianareo? Hoy kosa ireo hoe: –Avy any amin’ny tany Kanahàna izahay. Tonga mba hividy sakafo.


Tsaroan’i Jôsefa ny nofiny momba azy ireo, ka hoy indray izy hoe: –Mpitsikilo ianareo! Hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra