Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 42:29 - DIEM PROTESTANTA

29 Nony tonga tany Kanahàna teo amin’i Jakôba rainy izy ireo, dia nitantara taminy ny zava-niseho rehetra ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

29 Nony tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana izy ireo dia nambaran’izy ireo taminy izay rehetra nanjo azy ka hoy izy ireo:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Nony tonga tany Kanahàna teo amin’i Jakôba rainy izy ireo, dia nitantara taminy ny zava-niseho rehetra ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

29 Niverina tany amin’i Jakôba rainy, tany amin’ny tany Kanaana, izy ireo, dia notantarainy taminy avokoa ny nahazo azy, ka hoy izy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

29 Ary tonga tany amin’i Jakoba rainy tany amin’ny tany Kanana izy, dia nambarany taminy izay rehetra efa nanjo azy, ka hoy izy:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

29 Ary tonga tany amin'i Jakoba rainy, tany amin'ny tany Kanana izy, dia nambarany taminy izay rehetra efa nanjo azy, ka hoy izy :

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:29
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia niteny tamin’ireo rahalahiny izy hoe: –Naverina ny volako, fa io anaty kitapoko io! Dia nivarahontsana izy ireo sady raiki-tahotra ka nifanontany hoe: «Inona izao ataon’Andriamanitra amintsika izao?»


–Ilay lehilahy tompon’ny tany dia nandrahona anay ka nilaza anay ho mpitsikilo.


Dia niverina tany amin’i dada mpanomponao àry izahay, tompoko, ka nitatitra taminy ny teninao.


Dia niala tao Ejipta ireto rahalahin’i Jôsefa ka nihazo an’i Kanahàna ary tonga tany amin’i Jakôba rainy.


Notantarainy azy fa mbola velona any i Jôsefa ary izy mihitsy no mpanapaka eo amin’ny tany Ejipta manontolo; saingy tsy nampiraika an’i Jakôba izany, satria tsy nino ireto zanany izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra