Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:7 - DIEM PROTESTANTA

7 ka ireto salohim-bary manakofa dia nitelina iretsy vokatra sady tsara. Dia taitra ny Farao ka nahatsapa fa nanonofy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito matavy sy be voa. Dia nahatsiaro i Farao, koa indro fa nofy ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ka ireto salohim-bary manakofa dia nitelina iretsy vokatra sady tsara. Dia taitra ny Farao ka nahatsapa fa nanonofy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ary natelin’ireto salohim-bary mahia, iretsy salohim-bary vaventy sady feno tsara. Dia nahatsiaro i Faraôna; ka indro nofy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny salohim-bary maivam-boa nitelina ny salohim-bary fito vokatra sy be voa. Dia nahatsiaro Farao, koa indro fa nofy ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny salohim-bary maivam-boa nitelina ny salohim-vary fito vokatra sy be voa. Dia nahatsiaro Farao, koa indro fa nofy ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary ny salohim-bary maivam-boa dia nitelina ny salohim-bary fito matavy sy be voa. Dia nahatsiaro i Farao, koa indro fa nofy ihany izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:7
5 Rohy Ifampitohizana  

Niseho nofy tamin’i Abimelèka anefa Andriamanitra nony alina ka nanao taminy hoe: –Indro ho faty ianao noho ny amin’ny vehivavy izay nalainao, fa manam-bady izy io.


Indray mandeha dia nanonofy i Jôsefa ary notantarainy tamin’ireo rahalahiny ny nofiny, ka vao mainka niampy ny fankahalàn’ireo azy.


Avy eo dia nisy salohim-bary fito manakofa sady main’ny rivotra avy any atsinanana nitrebona taorian’ireo;


Nony maraina dia nampiantso ny mpimasy sy ny olon-kendry rehetra tao Ejipta ny Farao satria feno tebiteby. Notantarainy tamin’ireo ny nofiny, kanefa tsy nisy nahalaza ny heviny.


Rehefa nifoha i Salômôna, dia nahatsapa fa nitenenan’Andriamanitra tamin’ny nofy. Niverina tany Jerosalema izy, ary nitsangana teo anoloan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nanatitra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana; avy eo izy dia nanao fanasana ho an’ny tandapany rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra