Genesisy 41:26 - DIEM PROTESTANTA26 Ny ombivavy fito tsara tarehy sy ny salohim-bary fito vokatra be dia samy manambara fito taona mahavokatra, ary nofy iray ihany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Ny ombivavy fito tsara tarehy dia taona fito; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia taona fito; iray ihany ny nofy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ny ombivavy fito tsara tarehy sy ny salohim-bary fito vokatra be dia samy manambara fito taona mahavokatra, ary nofy iray ihany izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 Ny omby vavy fito tsara tarehy dia fito taona; ny salohim-bary fito tsara tarehy dia fito taona koa; nofy iray ihany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ny ombivavy fito tsara tarehy dia fito taona; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia fito taona; iray ihany ny nofy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Ny ombivavy fito tsara tarehy dia taona fito; ary ny salohim-bary fito vokatra koa dia taona fito; iray ihany ny nofy. Jereo ny toko |
Izany no ambaran’ilay vato izay hitanao niendaka tamina tendrombohitra nefa tsy nendahan-tanana, ka nanapotika ny vy sy halimo mbamin’ny tanimanga sy volafotsy ary volamena. Nampahafantarin’Andriamanitra lehibe anao, ry mpanjaka ô, izay hiseho amin’ny hoavy. Tena marina ny nofinao ary azo antoka ny heviny.»