Genesisy 41:14 - DIEM PROTESTANTA14 Dia nampanantsoin’ny Farao i Jôsefa, ka navoaka haingana avy tao an-tranomaizina; dia noharatana ny volom-bavany, nosoloina ny fitafiany ary nentina tany amin’ny Farao izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia nandefa iraka haka an’i Josefa i Farao ka nalaina haingana niala tao an-davaka izy. Nanaratra ny volombavany sy niova fitafiana izy ka nankany amin’i Farao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Dia nampanantsoin’ny Farao i Jôsefa, ka navoaka haingana avy tao an-tranomaizina; dia noharatana ny volom-bavany, nosoloina ny fitafiany ary nentina tany amin’ny Farao izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Dia nampiantsoin’i Faraôna i Josefa, ka navoaka hiala faingana tao an-tranomaizina. Ary niharatra sy niova fitafiana izy, dia nankany amin’i Faraôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia naniraka Farao ka nampaka an’i Josefa, dia nalaina faingana niala tao an-davaka izy; ary nanaratra ny volom-bavany sy niova fitafiana izy, dia nankany amin’i Farao. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia naniraka Farao ka nampaka an'i Josefa, dia nalaina faingana niala tao andavaka izy; ary nanaratra ny volom-bavany sy niova fitafiana izy, dia nankany amin'i Farao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia nandefa iraka haka an’i Josefa i Farao ka nalaina haingana niala tao an-davaka izy. Nanaratra ny volombavany sy niova fitafiana izy ka nankany amin’i Farao. Jereo ny toko |
Rehefa tapitra ny andro fahatelo nifadian-kanina, dia nitafy ny fanamiana maha mpanjakavavy azy i Estera ka niseho teo amin’ny kianja anatin’ny lapa, teo anoloan’ny efitranon’ny amperôra. Tamin’izay ny amperôra dia tao an-dapa sady nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, tandrifin’ny varavarana fidirana.
Manao fisaonana an’i Tsiôna ireo, kanefa hirahina aho hanome azy ribà fehiloha ho solon’ny lavenona amin’ny lohany, hanome diloilo manitra ho solon’ny alahelo sy fitafiana fitondra amin’ny fety ho solon’ny toetra manjoretra. Amin’izay no hiantsoana azy ireo hoe: «Hazo vokatry ny fitahiana, saha nambolen’ny TOMPO mba hanehoany ny famirapiratany.»