Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 40:7 - DIEM PROTESTANTA

7 ka nanontany azy hoe: –Nahoana no malahelo tarehy ianareo androany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dia nanontanian’i Josefa ireo tandapan’i Farao izay niara-nifatotra taminy tao an-tranon’ny tompony; hoy izy: Nahoana no malahelo tarehy izato ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ka nanontany azy hoe: –Nahoana no malahelo tarehy ianareo androany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Dia nanontanian’i Josefa ireto mpanao raharahan’i Faraôna niara-notanana an-tranomaizina taminy, tao an-tranon’ny tompony, nataony hoe: «Nahoana izato ianareo no malahelo tarehy anio?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Dia nanontanian’i Josefa ny tandapan’i Farao izay niara-nifatotra taminy tao an-tranon’ny tompony, ka hoy izy: Nahoana no malahelo tarehy izato hianareo ankehitriny?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Dia nanontanian'i Josefa ny tandapan'i Farao izay niara-nifatotra taminy tao an-tranon'ny tompony, ka hoy izy: Nahoana no malahelo tarehy izato ianareo ankehitriny?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Dia nanontanian’i Josefa ireo tandapan’i Farao izay niara-nifatotra taminy tao an-tranon’ny tompony; hoy izy: Nahoana no malahelo tarehy izato ianareo?

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 40:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Nony maraina, rehefa tonga hijery azy ireo i Jôsefa, dia nahita azy nanjoretra,


Nataon’i Jôsefa an-tranomaizina nandritra ny telo andro izy rehetra.


Ka hoy izy tamin’i Amnôna: –Fa nahoana no maloka endrika isan’andro toy izao ianao, ry zanaky ny mpanjaka? Tsy tianao lazaina amiko ve izany? Dia hoy i Amnôna taminy: –Tiako i Tamara anabavin’i Absalôma rahalahiko.


ka hoy izy tamiko: –Nahoana no malahelo tarehy ianao, kanefa tsy marary tsinona? Tsy zavatra hafa izao fa alahelom-po mihitsy. Dia raiki-tahotra mafy aho


Dia hoy i Jesoa taminy: –Inona izao iadianareo hevitra etỳ an-dalana izao? Dia niato kely izy roa lahy sady maloka endrika erỳ.


Dia namaly azy i Mikà hoe: –Nalainareo ireo andriamanitra izay namboariko ho ahy ary nentinareo ny mpisoroko, dia iny ianareo no lasa; ka tsy manana na inona na inona intsony aho. Koa mbola sahy manontany izay nahatonga ahy nanao izao ihany ve ianareo?


Dia hoy i Elkanà vadiny taminy: «Hanà ô, nahoana ange ianao no mitomany sy tsy mety mihinan-kanina? Nahoana koa ianao no malahelo toa izao, moa tsy mihoatra noho ny zanaka folo ve ny tenako aminao?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra