Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 39:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Taorian’ireo zava-niseho ireo, dia nangata-maso tamin’i Jôsefa ny vadin’ny tompony, ka nanao taminy hoe: –Avia handry amiko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Taorianan’izany ny vadin’ny tompony dia nanomboka nijery an’i Josefa ka niteny hoe: Avia handry amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Taorian’ireo zava-niseho ireo, dia nangata-maso tamin’i Jôsefa ny vadin’ny tompony, ka nanao taminy hoe: –Avia handry amiko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ary tatỳ aorian’izany, dia sendra nanopy ny masony tamin’i Josefa ny vadin’ny tompony, ka nanao hoe: «Avia handry amiko.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary taorian’izany ny vadin’ny tompony nanopy ny masony hijery an’i Josefa ka nanao hoe: Avia handry amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary taorian'izany ny vadin'ny tompony nanopy ny masony hijery an'i Josefa ka nanao hoe: Avia handry amiko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Taorianan’izany ny vadin’ny tompony dia nanomboka nijery an’i Josefa ka niteny hoe: Avia handry amiko.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 39:7
19 Rohy Ifampitohizana  

dia hitan’ireo zanakalahin’andriamanitra fa tsara tarehy ireny zazavavy ireny, ka nifidianany izay ho vadiny.


Nefa raha iny nandroso mofo hohaniny iny razazavavy, dia nohazonin’i Amnôna ka nataony hoe: –Avia handry amiko, ranabavy.


Efa nanao fanekena tamin’ny masoko aho, fa tsy hanam-pijery mitsiriritra tovovavy.


Avilio ny masoko tsy hijery zava-poana; velomy amin’ny sori-dàlanao aho.


Anaka, aza manaiky ianao, raha taomin’ny naman-dratsy


Ny fahamalinana sy fahaiza-manavaka no hampiala anao koa amin’ny teny mandrobo fanaon’ny vehivavy izay vadin’olona,


fandrao homeny ny hafa ny voninahitrao ary ho voagejan’izay lehilahy lozabe ny taonanao.


Vidin-tapa-mofo no ahazoan-dehilahy ny vehivavy mpivarotena iray; fa mihaza remby lafo vidy kosa ny vehivavy mpanitsakitsa-bady.


Dia nisavika ilay tovolahy izy ka nanoroka azy ary nisolantsolana nilaza taminy hoe:


Koa nosakanako tsy ho avy aminao ny oram-be sady tsy nisy koa ny oran-dohataona. Nefa nikiry hijangajanga ihany ianao fa tsy nety niaiky ny fahadisoanao.


Isaky ny vavalalana dia nanorenanao toeram-panasinana; ary nandoto ny hatsaran-tarehinao teo ianao fa vao mainka nijangajanga bebe kokoa tamin’izay rehetra nandalo.


Ianao dia mitovy amin’ny vehivavy mpanitsakitsa-tokantrano izay tsy tia vady fa mitady ny an’ny hafa.


Hafa noho ireo vehivavy janga ianao raha mijangajanga, satria tsy mba notadiavina na nomena tambiny, fa ianao indray no mandoa vola; ka dia izany mihitsy no mahahafa anao.


Izaho kosa milaza aminareo hoe: izay lehilahy mijery vehivavy vadin’olona ka mitsiriritra azy dia efa naka azy sahady tao am-pony.


Ny haka vadin’olona ary ny tsy hitsaha-manota amin’izany no imasoany; ny mpino tsy miorina tsara, angoleny; ary liana fitiavan-karena loatra ny fony: eny, olona hiharan’ny loza nambaran’Andriamanitra ireo!


Satria ny zavatra rehetra izay ao amin’izao tontolo izao, izany hoe ny filàndratsin’ny maha olona mpanota sy ny fitsiriritan-javatra hitan’ny maso ary ny rehaka momba izao fiainana izao, dia tsy avy amin’ny Ray, fa avy amin’izao tontolo izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra