Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 38:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Mbola nitoe-jaza indray ravehivavy ka niteraka zazalahy nantsoiny hoe Onàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Onana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Mbola nitoe-jaza indray ravehivavy ka niteraka zazalahy nantsoiny hoe Onàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nanana anaka indray izy, dia tera-dahy, ka nataony hoe Onàna ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Dia nanan-anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Onana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanana anaka indray izy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Onana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 38:4
4 Rohy Ifampitohizana  

Niraisan’i Adama i Eva vadiny, ka nitoe-jaza. Dia niteraka an’i Kaina izy, ary nanao hoe: «Nahazo zazalahy noho ny amin’ny TOMPO aho.»


I Joda sy ireo zanany lahy, dia i Selà sy i Peretsa ary i Zera; fa ny zanany roa lahy, i Hera sy i Onàna, dia efa maty tany amin’ny tany Kanahàna. Ary ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Hera sy i Ônàna ary i Selà: izy telo lahy no naterak’ilay Kanahanita vadiny, dia ny zanakavavin’i Soha. Ary ratsy fanahy teo imason’ny TOMPO i Hera, lahimatoan’i Joda, ka novonoin’ny Tompo ho faty.


Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra