Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 38:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Nitoe-jaza ilay ramatoa ka niteraka zazalahy, izay nantsoin’i Joda hoe Hera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nitoe-jaza ilay ramatoa ka niteraka zazalahy, izay nantsoin’i Joda hoe Hera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Nanana anaka ravehivavy dia tera-dahy, ary nataony hoe Era ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nanan-anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Era.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia nanana anaka Ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany dia nataony hoe Era.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 38:3
3 Rohy Ifampitohizana  

I Joda sy ireo zanany lahy, dia i Selà sy i Peretsa ary i Zera; fa ny zanany roa lahy, i Hera sy i Onàna, dia efa maty tany amin’ny tany Kanahàna. Ary ny zanakalahin’i Peretsa dia i Hetsirôna sy i Hamola.


Ny zanakalahin’i Joda dia i Hera sy i Ônàna ary i Selà: izy telo lahy no naterak’ilay Kanahanita vadiny, dia ny zanakavavin’i Soha. Ary ratsy fanahy teo imason’ny TOMPO i Hera, lahimatoan’i Joda, ka novonoin’ny Tompo ho faty.


Ny taranak’i Joda, araka ny tarika tao aminy, dia: ny Selanita avy tamin’i Sela; ny Peritsita avy tamin’i Peretsa; ny Zerahita avy tamin’i Zerà. Ny taranak’i Peretsa dia nisy fianakaviambe anankiroa: ny Hetsirônita avy tamin’i Hetsirôna ary ny Hamôlita avy tamin’i Hamòla. Ny zanak’i Joda roa lahy, i Hera sy i Ônana, anefa dia maty tany Kanahana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra