Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 38:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Ary niverina tany amin’i Joda ilay sakaizany ka nanao taminy hoe: –Tsy hitako ilay ramatoa; ary ny olona tao an-toerana aza dia nanamafy tamiko fa tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Dia niverina tany amin’i Joda ilay Adolamita ka niteny hoe: Tsy hitako izy; ary nolazain’ny olona tompon-tany aza fa tsy nisy vehivavy janga teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Ary niverina tany amin’i Joda ilay sakaizany ka nanao taminy hoe: –Tsy hitako ilay ramatoa; ary ny olona tao an-toerana aza dia nanamafy tamiko fa tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Dia niverina tany amin’i Jodà izy, nilaza hoe: «Tsy nahita azy aho; ary lazain’ny olona tompon-tany aza fa hoe, tsy nisy vehivavy janga teo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Dia niverina tany amin’i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain’ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Dia niverina tany amin'i Joda izy ka nanao hoe: Tsy nahita azy aho; ary nolazain'ny olona tompon-tany fa tsy nisy vehivavy janga teo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Dia niverina tany amin’i Joda ilay Adolamita ka niteny hoe: Tsy hitako izy; ary nolazain’ny olona tompon-tany aza fa tsy nisy vehivavy janga teo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 38:22
2 Rohy Ifampitohizana  

dia nanontany ny olona tao Henaîma hoe: –Aiza ilay vehivavy mpivarotena tamoron-dàlana teto iny? Ka hoy ny navalin’ireo azy: –Tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo.


Dia hoy i Joda: –Aoka ho lasany any ireny zavatra ireny, sao afa-baràka eo isika! Indro aho efa nampanatitra ny zanak’osy, nefa tsy hitanao ilay ramatoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra