Genesisy 38:21 - DIEM PROTESTANTA21 dia nanontany ny olona tao Henaîma hoe: –Aiza ilay vehivavy mpivarotena tamoron-dàlana teto iny? Ka hoy ny navalin’ireo azy: –Tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia nanontany ny olona teo amin’ny fonenan-dRavehivavy izy hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay teo amoron-dalana teo Enaima? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 dia nanontany ny olona tao Henaîma hoe: –Aiza ilay vehivavy mpivarotena tamoron-dàlana teto iny? Ka hoy ny navalin’ireo azy: –Tsy mbola nisy vehivavy mpivarotena izany mihitsy teo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Nanontany ny olona tompon-tany teo izy nanao hoe: «Aiza ilay vehivavy janga nitoetra teo amoron-dalana tao Enaîma?» Fa hoy ny navalin’ny olona: «Tsy nisy vehivavy janga teto.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia nanontany ny olona teo amin’ny fonenan-dravehivavy izy ka nanao hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay tamoron-dàlana teo Enaima? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia nanontany ny olona teo amin'ny fonenan-dravehivavy izy ka nanao hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay tamoron-dalana teo Enaima ? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia nanontany ny olona teo amin’ny fonenan-dRavehivavy izy hoe: Aiza moa ilay vehivavy janga izay teo amoron-dalana teo Enaima? Fa hoy ny olona: Tsy nisy vehivavy janga teo. Jereo ny toko |