Genesisy 37:21 - DIEM PROTESTANTA21 Rehefa nandre izany i Reobena, dia tapa-kevitra hamonjy an’i Jôsefa ka nanao hoe: –Aoka re tsy hovonointsika ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Raha nandre izany i Robena dia namonjy azy tamin’ny tanan’ireo ka niteny hoe: Aoka tsy hamono azy isika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Rehefa nandre izany i Reobena, dia tapa-kevitra hamonjy an’i Jôsefa ka nanao hoe: –Aoka re tsy hovonointsika ho faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Nandre izany i Robena, ka namonjy azy teo an-tanan’ireo; hoy izy: «Aza mamono azy isika» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary Robena nandre izany, dia namonjy azy tamin’ny tànany ka nanao hoe: Aza dia mamono ny ainy isika. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary Robena nandre izany, dia namonjy azy tamin'ny tànany ka nanao hoe: Aza dia mamono ny ainy isika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Raha nandre izany i Robena dia namonjy azy tamin’ny tanan’ireo ka niteny hoe: Aoka tsy hamono azy isika. Jereo ny toko |