Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 37:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Nipetraka tao amin’ny tany Kanahàna i Jakôba, dia tao amin’ny faritany nivahinian-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary nonina tany amin’ny tany nivahinian’ny rainy i Jakoba, tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nipetraka tao amin’ny tany Kanahàna i Jakôba, dia tao amin’ny faritany nivahinian-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary i Jakôba niorim-ponenana teo amin’ny tany nitoeran-drainy any amin’ny Kanaana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY Jakoba nonina tany amin’ny tany fivahinian’ny rainy, dia tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Jakoba nonina tany amin'ny tany fivahinian'ny rainy, dia tany amin'ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary nonina tany amin’ny tany nivahinian’ny rainy i Jakoba, tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:1
6 Rohy Ifampitohizana  

Homeko anao sy ny taranakao mandimby anao ny tany Kanahàna manontolo, dia izao tany ivahinianao izao, ho fananany mandrakizay; ary ho Andriamanitr’izy ireo Aho.


–Vahiny sy mpifindra monina ihany aho eto aminareo. Omeo toeram-pandevenana eto aminareo aho mba handevenako ny vadiko.


Homeny anao sy ny taranakao anie ny tsodrano nataony tamin’i Abrahama mba hahazoanao ny tany fivahinianao, dia ny tany izay efa nomen’Andriamanitra an’i Abrahama.


sy i Magdiela ary i Hirama. Ireo no filoham-pianakavian’ny Edômita araka ny fonenany teo amin’ny faritaniny avy. I Hesao no razamben’ny Edômita.


Satria efa samy be harena loatra izy mirahalahy ka tsy afaka ny hiara-monina intsony; ary ny faritany nisy azy dia tsy ampy hihinanan’ny biby fiompin’ny roa tonta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra