Genesisy 36:8 - DIEM PROTESTANTA8 Izany no nipetrahan’i Hesao na i Edôma tany an-tendrombohitra Sehira. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Koa nonina tany an-tendrombohitra Seìra i Esao na Edoma. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Izany no nipetrahan’i Hesao na i Edôma tany an-tendrombohitra Sehira. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Dia tany an-tendrombohitra Seira i Esao no nonina. I Esao dia Edôma ihany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Koa nonina tany an-tendrombohitra Seïra Esao (Edoma izany). Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Koa nonina tany an-tendrombohitra Seira Esao. (Edoma izany). Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Koa nonina tany an-tendrombohitra Seìra i Esao na Edoma. Jereo ny toko |
Tahaka izany koa ireo Jodeanina nitoetra tany amin’ny Môabita sy ny Hamônita sy ny Edômita ary tany amin’ny faritra rehetra hafa, dia samy nahare fa misy ampahany amin’ny vahoaka navelan’ny mpanjakan’i Babilôna ao amin’ny fanjakan’i Joda ary nankininy tamin’i Gedalià zanakalahin’i Ahikama sy zafikelin’i Safàna.