Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:5 - DIEM PROTESTANTA

5 ary i Ohôlibamà kosa niteraka an’i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà. Ireo no zanakalahy naterak’i Hesao tao amin’ny tany Kanahàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 i Oholibama dia niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora. Ireo no zanak’i Esao izay naterany tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 ary i Ohôlibamà kosa niteraka an’i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà. Ireo no zanakalahy naterak’i Hesao tao amin’ny tany Kanahàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 ary ny naterak’i Oolibama dia i Jehosy sy i Ihelôna ary i Kôre. Ireo no zanaka lahin’i Esao naterany tany amin’ny tany Kanaana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 ary Oholibama niteraka an’i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak’i Esao, izay naterany tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 ary Oholibama niteraka an'i Jeosy sy Jalama ary Kora. Ireo no zanak'i Esao, izay naterany tany amin'ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 i Oholibama dia niteraka an’i Jeosy sy i Jalama ary i Kora. Ireo no zanak’i Esao izay naterany tany amin’ny tany Kanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:5
6 Rohy Ifampitohizana  

no niala aina izy ka maty; ary efa tratra antitra izy vao nakambana tamin’ny razany. I Hesao sy i Jakôba zanany no nandevina azy.


Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà.


Samy filoham-pianakaviany avokoa ireo zanakalahin’i Ohôlibamà vadin’i Hesao, dia i Jehîsa sy i Jahilama ary i Kôrà; izy telo lahy kosa dia avy tamin’i Ohôlibamà izay zanakavavin’i Hanà sy vadin’i Hesao.


Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela;


Nentin’i Hesao ireo vadiny sy ireo zanany lahy sy vavy ary ireo olona rehetra tao an-tranony, mbamin’ny biby fiompiny sy ny biby rehetra mpitondra ny entany; ary nentiny koa ireo fananana rehetra izay azony tao amin’ny tany Kanahàna, dia lasa nankany an-tany hafa izy mba ho lavitra an’i Jakôba rahalahiny.


Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra