Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:3 - DIEM PROTESTANTA

3 ary i Basemata zanakavavin’i Jismahela sady anabavin’i Nebaiôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 ary i Basemata, zanakavavin’Ismaela sady anabavin’i Nebaiota.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 ary i Basemata zanakavavin’i Jismahela sady anabavin’i Nebaiôta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 ary i Basemata, zanaka vavin’i Ismaely, sady anabavin’i Nabaiôta,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 ary Basemata, zanakavavin’Isimaela sady anabavin’i Nebaiota.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 ary Basemata, zanakavavin'Isimaela sady anabavin'i Nebaiota.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 ary i Basemata, zanakavavin’Ismaela sady anabavin’i Nebaiota.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:3
6 Rohy Ifampitohizana  

Ireto avy no anaran’ny zanakalahin’i Jismahela araka ny laharan’ny nahaterahany: i Nebaiôta sy i Kedara, i Adbeèla sy i Mibsàna,


Feno 40 taona i Hesao raha nampakatra vehivavy hetita anankiroa ho vadiny, dia i Jehodita zanakavavin’i Bery sy i Basemàta zanakavavin’i Elôna.


Noho izany, dia lasa izy nankany amin’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, ka naka vady an’i Mahalato zanany vavy sady anabavin’i Nebaiôta, ho fanampin’izay efa nananany.


Ireto no anaran’ny zanakalahin’i Hesao: i Elifaza zanakalahin’i Hadà vadiny, ary i Rehoela zanakalahin’i Basemata vadiny.


Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,


Ary i Hadà niteraka an’i Elifaza tamin’i Hesao, fa i Basemata kosa niteraka an’i Rehoela;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra