Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 36:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Naka vady kanahanita i Hesao, dia i Hadà zanakavavin’i Elôna izay hetita, sy i Ohôlibamà zanakavavin’i Hanà sady zafikelin’i Tsibehôna izay hivita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 I Adà, zanaka vavin’i Elôna, Heteanina, i Oolibama, zanaka vavin’i Anà, zanaka lahin’i Sebeôna Heveanina;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Esao naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia Ada, zanak’i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona Hivita,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Esao naka vady tamin'ny zanakavavin'ny Kananita, dia Ada, zanak'i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak'i Ana, zanakavavin'i Zibona Hivita,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 I Esao dia naka vady tamin’ny zanakavavin’ny Kananita, dia i Ada, zanak’i Elona hetita, sy i Oholibama, zanak’i Ana, zanakavavin’i Zibona hivita,

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 36:2
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Rebèka tamin’i Itsehàka: –Efa mankaleo ahy mihitsy ny fiainako noho ny afitsok’ireto vinantovavy hetita ireto. Raha hanambady zazavavy tompon-tany toy ireo i Jakôba, dia aleoko maty!


Noho izany, dia lasa izy nankany amin’i Jismahela, zanakalahin’i Abrahama, ka naka vady an’i Mahalato zanany vavy sady anabavin’i Nebaiôta, ho fanampin’izay efa nananany.


Ny amin’i Ohôlibamà, zanakavavin’i Hanà sy zafikelin’i Tsibehôna sady vadin’i Hesao, dia ireto kosa no zanakalahiny: i Jehîsa sy i Jahelàma ary Kôrà.


Ireto no zanakalahin’i Tsibehôna: i Aià sy i Hanà; ity Hanà ity no nahita rano tany an-taniefitra, fony izy niandry ny borikin’i Tsibehôna rainy.


Ireto no zanak’i Hanà: i Disôna no lahy ary i Ohôlibamà no vavy.


ary i Basemata zanakavavin’i Jismahela sady anabavin’i Nebaiôta.


dia hoy izy hoe: Ho voaozona anie i Kanahàna! Aoka izy ho faraidiny amin’ireo mpanompon’ny rahalahiny!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra