Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Sitrak’i Hamôra sy i Sekema zanany lahy ny soso-kevitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Nahafaly an’i Hamora sy i Sekema zanany ireo teniny ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Sitrak’i Hamôra sy i Sekema zanany lahy ny soso-kevitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Sitrak’i Hemora sy i Sikema, zanak’i Hemora, ny teniny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia sitrak’i Hamora sy Sekema zanany izany teniny izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia sitrak'i Hamorasy Sekema zanany izany teniny izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:18
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha tsy manaiky hoforàna kosa ianareo, dia halainay ny anabavinay ary handeha izahay.


Koa tsy nitaredretra akory ilay tovolahy nanatanteraka izany zavatra izany, satria raiki-pitia tamin’ny zanakavavin’i Jakôba izy; ary izy no to teny indrindra tao amin’ny fianakaviany.


Ren’ny tao an-dapan’ny Farao fa hoe tonga ny rahalahin’i Jôsefa; ary nahafaly ny Farao sy ireo olona mpanotrona azy izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra