Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 32:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Tamin’iny alina iny ihany no niainga i Jakôba, ka naka ny vadiny roa sy ny mpanompovaviny roa ary ny zanany iraika ambin’ny folo, dia lasa nita teo amin’ny fitana an’i Jabôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Dia nitsangana tamin’iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa sy ny mpanompovaviny roa ary ny zanany lahy iraika amby folo, dia nita tamin’ny fitàna tao Jaboka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Tamin’iny alina iny ihany no niainga i Jakôba, ka naka ny vadiny roa sy ny mpanompovaviny roa ary ny zanany iraika ambin’ny folo, dia lasa nita teo amin’ny fitana an’i Jabôka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Nalainy ireo nampitainy ny rano, ary nampitainy koa ny fananany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Dia nitsangana tamin’iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa vavy sy ny ankizivaviny roa ary ny zanani-lahy iraika ambin’ny folo, dia nita tamin’ny fitana tao Jaboka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Dia nitsangana tamin 'iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa vavy sy ny ankizivaviny roa ary ny zananilahy iraika ambin'ny folo, dia nita tamin'ny fitàna tao Jaboka izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Dia nitsangana tamin’iny alina iny ihany izy ka nitondra ny vadiny roa sy ny mpanompovaviny roa ary ny zanany lahy iraika amby folo, dia nita tamin’ny fitàna tao Jaboka.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:23
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nalefan’i Jakôba nialoha azy ny andiam-biby fa ny tenany kosa mbola nijanona tao an-toby tamin’iny alina iny.


Nalainy ary nampitainy teo avokoa izay rehetra azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra